Eny an-kianja mamorona fandaharan’asa eny ifotony iadiana amin’ny tsifanjariantsakafo

Na teo aza ny asa natao nandritry izay roa taona farany izay dia mbola mampanahy ny toe-draharaha maha-olona any amin'ny tapany atsimo-atsinanana. Tokony atao laharam-pahamehana ny zava-misy iainan'ny vondrom-piarahamonina eny ifotony.

Abela Ralaivita
Falia, âgée de 29 mois, reçoit gratuitement le traitement contre la malnutrition aiguë sévère lors du passage de la clinique mobile à Ampadimana, dans le sud-est de Madagascar. Ce traitement est destiné à favoriser sa prise de poids.
UNICEF/UNI539102/Ralaivita
20 Martsa 2024