Eny an-kianja mamorona fandaharan’asa eny ifotony iadiana amin’ny tsifanjariantsakafo
Vao maraina dia tonga tamin’ny lakana haingam-pandeha teny amin’ny tanànan’Ampadimana, any atsimo atsinanan’i Madagasikara ny ekipan’ny tobim-pitsaboana mandehandeha ao anatin’ny fikambanana Médecins du Monde, tohanan’ny UNICEF. En début de matinée, la clinique mobile de l’association humanitaire Médecins du Monde, soutenue par l’UNICEF, vient de…