Fitananana ny andraikitry ny mpiasa sosialy sy fanampiana amin’ny famonjena aina.

Ny mpiasa sosialy, toy ny dokotera sy ny polisy mpanao fanadihadiana heloka bevava, dia matetika manatrika ireo fotoan-tsarotra indrindra izay iainan’ireo olona omeny fanohanana. Toa an'i Riantsoa Rakotoarimanana miasa ao amin'ny Centre Vonjy Antananarivo

Nangonin'i Sitraka Razafinjatovo, nosoratan'i Lalaina Ralaiarijaona
Centre vonjy
UNICEF/UN0484751/Ramasomanana
18 Martsa 2024