Eto Madagasikara, ny fisitrahana fanadiovana, antoky ny fahasalamana

Ny fisian’ny fanadiovana sahaza eny amin’ny tobim-pahasalamana ao amin’ny kaominina Tanambao, any atsinanan’i Madagasikara dia manosika ny vehivavy hanao laharam-pahamehana ny fahasalamany.

Miary Nissi Rafidimaharo Fenitr'andriana
Dr Fenosoa RASOAMAMPIONONA, en train de consulter une femme enceinte au CSB II Tanambao Verrerie
UNICEF Madagascar/2024
18 Janoary 2024