Nentin’i Addiah hatao vakisiny ny zafikeliny voalohany.
Isan’ireo tompon’andraikitra mandray ireo ankizy tonga voalohany ao amin’ny toby fanombohana ny hetsika fanaovam-bakisiny hiadiana amin’ny lefa-kozatra, izay nataon’ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao amin’ny Faritra Boeny, any Andrefan’i Madagasikara i Addiah, avy any Mahajanga ny marainan’ny 16 mai 2023 i Addia, 59 taona, monina ao…